Fizahan-teny

Ohabolana : kotrok' orana

Ohabolana Kotrokorana : ny voaloliany ihany no mahamanina, fa ny aoriana tselatra sy varatra be ihany. [Nicol 1935 #132]
Dikanteny frantsay Le mariage est comme le tonnerre : les premiers coups font soupirer d’aise, puis ce sont des éclairs et des éclats. [Nicol 1935 #132]

Ohabolana Manao kotrokorana, tahaka ny tafi-lamba Avara-dRova. [Cousins 1871 #1545]
Manao kotrok' orana, tahaka ny tafi-lamban' Avaradrova. [Rinara 1974 #2001]

Ohabolana Ny fanambadiana tahaka ny kotrokorana : ny voalohany ihany no mahamanina, fa ny aoriana tselatra sy varatra be ihany. [Cousins 1871]
Ny fanambadiana toy ny kotrok' orana, ny voalohany no mahamanina fa aoriana mampanahy. [Rinara 1974 #2955]

Fizahan-teny