Fizahan-teny

Ohabolana : kotsakotsa

Ohabolana Mihazakazaka avy orana: handeha mafy toa maninana ny lanitra, handeha mora kotsakotsa. [Rinara 1974]

Ohabolana Mpantsaka rano tratr' orana : hihazakazaka toa maninana ny lanitra, hidarona kotsakotsa. [Rinara 1974 #2604]

Fizahan-teny