Fizahan-teny

Ohabolana : laharana

Ohabolana 1Mandrava laharana, mandrava sivana. [1.1]
Fanazavana malagasyManakorontan-javatra, tsy mahay mandamina fa mampisaritaka. [1.1]

Ohabolana 2Mitovia laharana fa hisaka. [2.558 #2485, 2.653 #1893]

Ohabolana 3Mitovy laharana ka iray alahelo, fa ny tsy mahonon-tena no lefaka. [2.558 #2486]

Fizahan-teny