Fizahan-teny

Ohabolana : lalan-kitan-kisoa

Ohabolana 1Aza manao lalam-be hitan-kisoa. [2.653 #477]
Aza manao lalan-kitan-kisoa. [2.558]
Manao lalambe hitan-kisoa. [2.415 #3025, 2.653 #1547]
Manao lalan-kitan-kisoa. [2.558]
Dikanteny frantsayFaire comme les cochons qui suivent toujours le même chemin. [2.415 #3025]
Fanazavana frantsayRevenir aux mêmes désordres. [2.415 #3025]

Fizahan-teny