Fizahan-teny

Ohabolana : lanja

Ohabolana 1Andevolahy diso hena ratsy : ny tompon' alahelo no ataony ratsy lanja. [2.415 #504, 2.653 #175]
Dikanteny frantsayEsclave qui a manqué la distribution de viande aux funérailles : il se venge en portant mal le maître du deuil. [2.415 #504]
Fanazavana frantsayCe proverbe disait le caractère bas et intéressé que les Malgaches prêtaient aux esclaves ; on l' appliquait à tous les travailleurs qui se vengeaient en travaillant mal. [2.415 #504]

Ohabolana 2Isika izao tahaka ny vako-drazana : izay mihata-maso velezina. [2.558 #1452]
Isika toy ny vako-drazana : izay mihata-maso aloha pehina. [2.653]
Isika toy ny vako-drazana : izay mihata-maso aloha velezina. [2.653]
Isika toy ny vako-drazana, ka izay mihata-maso aloha pehina. [2.415 #556]
Isika toy ny vako-drazana, ka izay mihata-maso aloha velezina. [2.415 #556]
Toy ny vako-drazana isika: ka izay mihata-maso aloha velezina, ary izay tsy ampy lanja fenoina. [2.165 #299]
Dikanteny frantsayNous sommes comme la chaîne d' argent des ancêtres, les anneaux qui s' écartent et se séparent sont frappés. [2.415 #556]
Nous sommes semblables aux chaînes d' argent des ancêtres; on frappe sur les anneaux qui s' ouvrent, et on ajoute à ceux qui n' ont pas le poids. [2.165]
Fanazavana frantsayCes paroles étaient dites par les Tsiarondahy, serfs royaux qui pouvaient être punis, mais ne pouvaient être vendus comme les autres esclaves. [2.415 #556]

Ohabolana 3Lanja volan' Ibemahatsindry : ny tsy fenon' ny mizana fenoin' ny vava. [2.558 #1727, 2.653, 2.415]
Dikanteny frantsayPeser l' argent à la manière de Bemahatsindry : ce qui manque à la balance on le complète par la bouche. [2.415 #4386]
Fanazavana frantsayFort en gueule. [2.415 #4386]

Fizahan-teny