Fizahan-teny

Ohabolana : lentina

Ohabolana 1Bevohoka tsy mahatelin’ anaka, samy an-drano tsy mahalà ny lentina. [1.147]

Ohabolana 2Lakan-dimaina tsy mba lentina. [1.147 #L1]

Ohabolana 3Midridridridry karaha Hova lentina. [1.147 #M109]

Fizahan-teny