Fizahan-teny

Ohabolana : Mahamasina

Ohabolana Ataonao ho soavaly vahiny angaha aho no tsy hahalala an' i Mahamasina? [Houlder 1895]
Tsy soavaly vao aho ka tsy hahalala an' i Mahamasina. [Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Olona mahalala ny ataoko aho. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay Me prenez-vous pour un cheval d' étranger que je ne connaisse pas Mahamasina? [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Mahamasina est le nom d' une vaste place gazonnée de Tananarive (le stade actuel) et c' est là qu' autrefois on mettait tous les chevaux pâturer. [Houlder 1895]

Fizahan-teny