Fizahan-teny

Ohabolana : mahasosotra

Ohabolana 1Mahasosotra ohatra ny malahelo misambo-bary : maka mitady ny avo loha, manatitra manao safo vava. [2.558]
Mahasosotra, ohatra ny malahelo misambo-bary : raha vao maka, mitady avo loha ; nony manatitra, manao safo vava. [2.653]

Fizahan-teny