Fizahan-teny

Ohabolana : mahatoky

Ohabolana Ataovy betsaka ny sakaizanao, fa ataovy vitsy ny itokiana. [Veyrières 1913 #5067]
Ataovy maro ny sakaiza, fa ataovy vitsy ny mahatoky. [Veyrières 1913 #5067]
Ataovy maro ny sakaiza, fa iray ihany no itokisana. [Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Ohabolana mampahatsiaro fa na maro aza ny namana, vitsy no tena azo itokisana. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay Ayez beaucoup d' amis, mais confiez-vous à un petit nombre. [Veyrières 1913 #5067]

Ohabolana Izy no mitafy lamba saro--bazana, ao salaka mahatoky azy. [Veyrières 1913 #1635, Houlder 1895]
Izy no mitafy lamba saro--bazana, dia ao ny salaka matoky azy. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay S' il a un lamba trop court, c' est qu' il a confiance dans le salaka qui lui serre les reins. [Veyrières 1913]
S' il porte un lamba trop court (laissant voir le haut des jambes) c' est qu' il a confiance dans la toile qui lui couvre les reins. [Houlder 1895 #1308]
changed mitady to mitafy in 2.558 []

Ohabolana Ny sakaiza tiana no mahatoky. [Veyrières 1913 #5126]
Dikanteny frantsay Les amis chers, on a confiance en eux. [Veyrières 1913 #5126]

Fizahan-teny