Fizahan-teny

Ohabolana : maladia

Ohabolana 1Akoho voatsitoto alo : maladia kiso. [1.147 #A19]

Ohabolana 2Mpanombidy mahita aomby revo : maladia kiso. [1.147 #M140]
Mpanombidy nahita aomby revo: maladia kiso. [2.165]
Fanazavana malagasyMpamono omby nahita omby diso ny namany: ka ento faingana ny antsy. [2.165]

Fizahan-teny