Fizahan-teny

Ohabolana : mamatra

Ohabolana 1Raha mamatra miohatra ny feno, raraka; raha mihinana miohatra ny voky manevika; raha mamindro miohatra ny toko, may; raha mandry miohatra ny farafara, mianjera. [1.1]
Fanazavana malagasyTokony hahalala onony amin' izay rehetra atao, fa raha tsy izany, fahavoazana no mety ho hita. [1.1]

Fizahan-teny