Fizahan-teny

Ohabolana : mampahory

Ohabolana 1Ny zaza hendry mahafaly ny rainy, ny zaza adala mampahory ny reniny. [2.415 #990]
Dikanteny frantsayL'enfant sage fait la joie de son père, l' enfant insensé fait la désolation de sa mère. [2.415 #990]

Fizahan-teny