Fizahan-teny

Ohabolana : manamorona

Ohabolana 1Miavon-tsy feno ohatra ny tain-delo : mbola tsy feno dia manamorona. [2.558]
Miavon-tsy feno, toa tain-delo: mbola tsy feno, ka manamorona. [2.653 #1737]

Ohabolana 2Ny manamorona ve tsy ho noana, raha ny anatiny aza mitofezaka. [2.558 #3100]

Fizahan-teny