Fizahan-teny

Ohabolana : manantsafa

Ohabolana 1Hanantsafa mahita, toy ny mpaka afo. [2.653 #1522]
Manantsafa mahita, toy ny mpaka afo. [2.974 #325]
Manantsafa ohatra ny mpaka afo. [1.1 #29]
Fanazavana malagasymanontany zavatra efa fantatra rahateo [1.1 #29]
Dikanteny frantsayInterroger au sujet d’une chose évidente, comme celui qui demande du feu. [2.974 #325]

Fizahan-teny