Fizahan-teny

Ohabolana : manara-drian-drano

Ohabolana 1Manao ara-drian-drano, toa takatra. [2.653 #1565]
Manara-drian-drano, toa takatra. [2.653 #1565]

Ohabolana 2Manara-drenirano. [2.415 #5959]
Manara-drian-drano. [2.415 #5959, 2.165]
Dikanteny frantsayFaire et dire comme les autres, c' est suivre le courant de l'eau. [2.415 #5959]
Suivre le courant. [2.165]

Fizahan-teny