Fizahan-teny

Ohabolana : manariva

Ohabolana 1Aza arianao re ny variko, fa ny mitombo-doha manariva no tsy afak. [2.653 #386, 2.415]
Dikanteny frantsayNe jetez pas mon riz car il m' est pénible d' écraser les mottes des rizières jusqu' à la nuit tombante. [2.415]

Ohabolana 2Boka mihevo saha ka ny mamono dia no manariva andro. [2.558 #919]
Boka mihevo saha : ny mamono dia no sarotra. [2.415 #1966]
Boka mihevo saha : ny mamono dia no sasatra. [2.653 #791]
Dikanteny frantsayLépreux qui sarcle un jardin : le difficile est de faire disparaître ses traces. [2.415 #1966]
Fanazavana frantsaySe disait d'un travail mal fait. [2.415 #1966]

Ohabolana 3Ny andraso andraso manariva ny mody. [1.1]
Ny takariva no mahatonga ny alina; ny sangy mahery no mahatonga ny ady ; ny "andraso kely" no mahariva ny andro; ny hadino no mahavery ny entana. [2.415 #6244, 2.653 #2422]
Ny takariva no mahatonga ny alina, ny sangy no miteraka ny ady, ny andraso kely no mahariva ny andro ary ny hadinodino no mahavery ny entana. [2.558]
Fanazavana malagasyNy hataka andro lava, ny fampiandrasana ary ny fiolakolahana dia mahatonga ho tratra hariva nony hody (tokony hotsorina izay fanapahankevitra raisina). [1.1]
Dikanteny frantsayLe crépuscule amène la nuit ; la plaisanterie trop forte engendre les disputes; le attendez un peu, retarde jusqu' au soir; l' oubli fait perdre les paquets. [2.415 #6244]
Le soir appelle la nuit ; les familiarités excessives engendrent les querelles ; les fréquents délais épuisent la journée ; les oublis causent la perte des bagages. [2.974 #274]
Fanazavana frantsayUne petite cause a de grands effets. [2.415 #6244]

Fizahan-teny