Fizahan-teny

Ohabolana : manavazina

Ohabolana 1Tsy ny rambo izay mikapoka hanavazina ny tena, fa ny lela izay milelaka hanamandina ny trafo. [2.653 #3568]
Tsy ny rambo mikapoka hanavazina ny tena, fa ny lela izay milelaka ny trafo. [2.558 #308]

Fizahan-teny