Fizahan-teny

Ohabolana : mandraka

Ohabolana 1Aza adala lava ohatra ny valalanamboa : mandrak' antitra ka mitsipika ihany. [2.558 #362]
Aza adala lava toa valalan' amboa : mandrak' antitra mitsambikimbikina ihany. [2.415 #2062, 2.653]
Dikanteny frantsayNe soyez pas toujours sot, comme les sauterelles de chiens qui ne font que sautiller jusqu' à la vieillesse. [2.415 #2062]
Fanazavana frantsaySe disait des lourdauds. [2.415 #2062]

Ohabolana 2Kibo malain-kanan-dratsy : mandraky ny efa ho faty, ka mbola mandroso aretina ihany! [2.558 #1641]
Kibo malain-kanan-dratsy : mandraky ny efa maty ka mbola atao mandroso aretina ihany. [2.653]

Ohabolana 3Valalanamboa : mandadilady mandrak' antitra. [2.558 #4839]

Fizahan-teny