Fizahan-teny

Ohabolana : mandrebireby

Ohabolana 1Mandrebireby ny taona hoatry ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.415 #3127]
Mizaha mandrebireby ny taona, ohatra ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.653]
Mizaha toetra (mandrebireby) ny taona tahaka ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.558 #3]
Mizaha toetra ny taona hoatry ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.415 #3127]
Mizaha toetra ny taona, ohatra ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.653]
Dikanteny frantsayTenter ou troubler la saison comme les haricots qui donnent des fruits en hiver. [2.415 #3127]
Fanazavana frantsaySe disait des choses arrivant hors de saison. [2.415 #3127]

Fizahan-teny