Fizahan-teny

Ohabolana : mandrobo

Ohabolana Lainga tsara lahatra ka mandrobo ny mpihaino. [Rinara 1974 #1682]

Ohabolana Mitondra teny mandrobo ka mampihinana am-bolony. [Rinara 1974 #2482]

Ohabolana Mody mandefitra (tsara imaso) kanjo handrobo. [Rinara 1974 #2547]

Ohabolana Tompon-tany mahay rano tsangana, ka mandrobo ny vahiny hilentika. [Rinara 1974]
Tompon-tany mahay rano tsangana: mandrobo ny vahiny hilentika. [Cousins 1885 #3123]

Fizahan-teny