Fizahan-teny

Ohabolana : manenitra

Ohabolana 1Hianao, ry papango didimaso, mahaiza mizaha tena vao manenitra ny olona. [2.415 #4865]
Dikanteny frantsayRegardez vos défauts avant de dénigrer les autres. [2.415 #4865]
Fanazavana frantsayPapangue, oiseau aux yeux chassieux, regarde-toi bien avant de te moquer des autres. [2.415 #4865]

Ohabolana 2Kapakapa vorombe sima : jereo aloha ny tena vao manenitra olona. [2.558 #1597]
Kapakapa, vorombe sima ; mba mijere tena vao manenitra olona. [2.415 #4867, 2.974 #445]
Kapakapa vorombe sima, mijere tena vao manenitra ny sasany. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ireo olona masiaka sy tia tena, nefa mpanenitra ny hafa. [1.1]
Dikanteny frantsayOie au bec échancré, toute balafrée, regarde-toi toi-même avant de te moquer des autres. [2.415 #4867]
Taisez-vous, oie à bec fendu : regardez-vous vous-même avant de vous moquer des autres. [2.974 #445]
Fanazavana frantsayParoles de mépris qui ne se disaient qu' aux enfants. [2.415 #4867]

Ohabolana 3Voron-tsaporetika, papango didimaso : jereo aloha ny tena vao manenitra ny hafa. [2.558 #5048]
Voron-tsaporetika, papango didimaso, ka jereo aloha ny tena vao manenitra ny sasany. [2.165 #2049]
Dikanteny frantsayDes oiseaux qui s' éparpillent, un papangue (oiseau de proie) aux yeux chassieux: examinez-vous vous-même avant de railler les autres. [2.165]

Fizahan-teny