Fizahan-teny

Ohabolana : manitsy

Ohabolana 1Rafotsibe kendam-bomanga ka any an-tenda manitsy azy. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza izay mahatsiaro tena ho diso ka manitsy izany amin' ny fomba mangina. [1.1]

Ohabolana 2Volom-bodin' akoho folaka : ny vava no manitsy. [2.415 #4849, 2.653 #3728]
Volom-bodin' akoholahy folaka, ka ny vava no enti-manitsy azy. [2.558 #5020]
Dikanteny frantsayPlumes cassées de la queue d' une poule : c' est la bouche qui les redresse. [2.415 #4849]
Fanazavana frantsayLes bonnes paroles arrangent les choses. [2.415 #4849]

Ohabolana 3Vomanga meloka: any an-tenda manitsy azy. [1.1]
Fanazavana malagasyTeny enti-miangavy ny olona mba hanitsy samy irery any am-pony any izay tsy mety amin' ny teny lazaina. [1.1]

Fizahan-teny