Fizahan-teny

Ohabolana : manjohy

Ohabolana 1Hianao kibobo mahay manjohy, izaho amboa mahay mihaza. [2.558 #1321, 2.653 #1060]

Ohabolana 2Manontany tsy loza; manjohy tsy antambo. [2.165 #1162, 2.653 #1626]
Dikanteny frantsayIl n' est pas mal de s' informer, il n' est pas calamiteux de suivre quelqu' un pour savoir. [2.165 #1162]

Ohabolana 3Nahoana no be feo toa toloho, nefa manjohy tsy mahasava ahitra ? [2.558 #2667]

Ohabolana 4Ny nenina tsy ondry roahina fa amboa manjohy lalana. [2.558]

Ohabolana 5Valala manani-jozoro ka manjohy ny efa mahitsy. [2.558 #4837]

Fizahan-teny