Fizahan-teny

Ohabolana : manjoko

Ohabolana 1Antitra fahanan-kanina, ka na atao voky an-tenda aza mbola manjoko ihany. [2.558 #293]
Antitra fahanan-kanina, ka na atao voky hatenda aza, mbola manjoko ihany. [2.415 #1802, 2.653]
Dikanteny frantsayVieillard auquel on donne de la nourriture : il a beau être rassasié jusqu' au gosier, il marche toujours courbé. [2.415 #1802]
Fanazavana frantsaySoins inutiles. [2.415 #1802]

Ohabolana 2Raha izaho manjoko indray no handadiana, dia ho voahitsaka hianao. [2.558 #3585]
Raha izaho manjoko no andadiana, voahitsaka hianao. [2.165 #798]
Dikanteny frantsaySi vous rampez sur moi qui suis courbé, c' est vous qui serez piétiné. [2.165]

Fizahan-teny