Fizahan-teny

Ohabolana : manjoretra

Ohabolana 1Toy ny alahelon-takatra : faly miara-mitakiky, ory miara-mitakoko, lohataona, toa manjokaiky, ririnina, manjoretra. [2.558 #4252]
Toy ny alahelon-takatra: raha faly, miara-mitokaka; ary raha ory, miara-mitokiky. [2.165]
Toy ny alahelon-takatra : raha faly miara-mitokaka ; raha ory miara-mitokiky. [2.415 #5233, 2.653 #3175]
Dikanteny frantsayC' est comme la tristesse des oiseaux takatra : contents, ils rient ensemble aux éclats ; tristes, ils sont malheureux ensemble. [2.415]
Pareil au chagrin des "takatra" : (cigognes) quand ils sont joyeux ils s' égayent ensemble; et quand ils sont tristes ils le sont ensemble. [2.165]
Fanazavana frantsayCe proverbe, fait de ressemblance entre les mots mitokaka et mitokiky, disait l' union dans la bonne et dans la mauvaise fortune. [2.415 #5233]

Ohabolana 2Tsy mba ny akoho foy ririnina, ka hireraka elatra, fa ny zana-borona foy lohataona ka mavitrika. [2.558 #292]
Tsy mba ny akohokely foy ririnina izahay ka hanjoretra sy hireraka elatra ; fa ny zana-borona foy lohataona, ka sady matanjaka no mavitrika. [2.653 #3390, 2.974]
Dikanteny frantsayNous ne sommes pas des poussins éclos en hiver, malingres et traînant les ailes, mais des oisillons nés au printemps, robustes et agiles. [2.974 #35]

Fizahan-teny