Fizahan-teny

Ohabolana : mankaiza

Ohabolana Anarin-tsy zaka, ka voa vao manao hoe: Nankaiza ny tanteliko teto ? [Nicol 1935 #213, Cousins 1885]
Dikanteny frantsay S’entêter malgré les remontrances et se plaindre ensuite : Où donc a disparu le miel que j’avais ici ? [Nicol 1935 #213]

Ohabolana Ny roatra no miohatra ny vilany fa ny vary akory tsy mankaiza. [Rinara 1974]

Fizahan-teny