Fizahan-teny

Ohabolana : matoatoa

Ohabolana 1Maka afo amy ny matoatoa. [2.653 #1442]

Ohabolana 2Matoatoa miseho andro: teo, fa lasa. [2.653, 2.415, 2.558]
Matoatoa miseho andro : teo ihany, fa levona. [2.653, 2.415]
Dikanteny frantsayFantôme qui apparaît en plein jour : il était bien là. mais il s' est évanoui. [2.415 #83]
Fanazavana frantsaySe disait d' un projet qu' on ne poursuivait pas. [2.415 #83]

Fizahan-teny