Fizahan-teny

Ohabolana : menimeny

Ohabolana 1Akanga mandry anambo : ny vatam-be anambo fa ny menimeny ambony tany. [1.147 #A17]

Ohabolana 2Petakaty narohy amin-dambo, menimeny nafehy amim-badin’ olona. [1.147 #P9]

Ohabolana 3Zo maso tsy arahin-dalana; menimeny tsy vady. [1.147 #Z16]

Fizahan-teny