Fizahan-teny

Ohabolana : mianjonanjona

Ohabolana Aza mianjonanjona toy ny akoho mihinam-biby. [Houlder 1895 #836]
Mianjonanjona toy ny akoho nihinam-bitsika. [Rinara 1974]
Mianjonanjona toy ny akoho nitelim-biby. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Ne vous en croyez pas comme une poule qui a attrapé un insecte. [Houlder 1895]

Ohabolana Be anjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [Veyrières 1913 #1837]
Mianjonanjona ohatra ny anti-dahy voan-kanina. [Rinara 1974]
Mianjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [Veyrières 1913 #1837]
Mianjonanjona, toy ny anti-dahy voan-kanina. [Cousins 1885 #1726]
Dikanteny frantsay Fier mais embarrassé comme le vieillard qui est bien repu. [Veyrières 1913 #1837]

Fizahan-teny