Fizahan-teny

Ohabolana : miezaka

Ohabolana 1Mahafinaritra izany miezaka, hoy ilay sarotra. [2.558 #1835, 2.653 #1397]

Ohabolana 2Mamaky vilany an-tsena : manalady, mandoa vola kely ihany ; miezaka maina, afaka ihany. [2.415 #4389, 2.653]
Mamaky vilany an-tsena : manalady, mandoa vola kely, miezaka amin' izao afaka ihany. [2.558 #1940]
Dikanteny frantsayQuand on casse des pots au marché, si on s' excuse, on paie tout de même une petite somme ; mais si on s' en va en toute hâte, on est quitte. [2.415 #4389]
Fanazavana frantsayLa ruse l' emporte sur la loyauté. [2.415 #4389]

Ohabolana 3Mihazakazaka avy orana: miezaka mafy, toa maninana ; handeha miadana, toa tsy manahy. [2.653 #1768]

Ohabolana 4Tsara ny miezaka fa iaraha-manana amin' ny amboa. [2.558 #4408]
Tsara ny miezaka, kanefa omban' ny amboa manana. [2.165 #1242]
Tsara ny miezaka, saingy omban’ ny amboa manana. [2.415 #3822, 2.653 #3286]
Dikanteny frantsayC'est très beau d'aller vite, mais on a cela de commun avec les chiens. [2.415 #3822]
Il est bon de courir (de toutes ses forces), mais un chien en fait autant. [2.165]
Fanazavana frantsayDonc, il ne faut pas s' en vanter. [2.165]
Il ne suffit pas d' aller vite, mais il faut bien faire. [2.415 #3822]

Fizahan-teny