Fizahan-teny

Ohabolana : mihodinkodina

Ohabolana Nahoana no mihodinkodina toa ravin-tsaonjo ? [Rinara 1974]
Nahoana no miodinodina, toa ravin-tsaonjo ? [Veyrières 1913 #5459, Cousins 1885 #2054]
Dikanteny frantsay Pourquoi se détourner avec humeur comme les feuilles du gouet comestible. [Veyrières 1913 #5459]
Fanazavana frantsay Allusion à la forme des feuilles. [Veyrières 1913]

Fizahan-teny