Fizahan-teny

Ohabolana : mijaikojaiko

Ohabolana 1Mijaikojaiko ohatra ny tanalahy. [2.558]
Mijaikojaiko, tahaka ny tanalahy leom-paraky. [2.653]
Mijaikojaiko tahaky ny tanalahy leom-paraky. [2.415 #6175]
Dikanteny frantsayMarcher à pas comptés comme un caméléon ivre de tabac. [2.415 #6175]

Fizahan-teny