Fizahan-teny

Ohabolana : mijaly

Ohabolana 1Angolangolako eo imasonao, fa raha takona anao fo hijaly. [2.165]
Angolangolako eo imasonao, fa raha takona anao foi-jaly. [2.415 #5325]
Angolangolako eo imasonao, fa raha takona anao fo mijaly. [2.558 #265]
Dikanteny frantsayBien traité en votre présence, mais abandonné quand vous n' êtes plus là. [2.415 #5325]
Tant que je suis auprès de vous, j' ai des caprices (que vous me passez); mais quand je serai loin, j' aurai à souffrir. [2.165]

Fizahan-teny