Fizahan-teny

Ohabolana : mikiky

Ohabolana 1Amboalahy mikiky taolana : tsy hery, fa hihitra. [2.653 #136]
Amboalahy mikiky taolana : tsy herin' ny nify fa hihitra no sisa. [2.558 #166]
Toy ny amboalahy mikiky taolana : tsy hery fa hihitra. [2.415 #2331]
Dikanteny frantsayChien qui ronge un os : ce n' est pas un indice de sa force, mais la preuve de son avarice. [2.415 #2331]

Ohabolana 2Aza te-hoderain' ny alika, ka mikiky taolana tsy misy hena. [2.165 #840]
Aza te-hoderain' ny alika ka mikiky taolan-tsy misy hena. [2.558 #813]
Te hoderain' ny amboa, ka mikiky taolan-tsy misy hena. [2.415 #2114]
Dikanteny frantsayC' est sans doute pour se faire louer du chien qu' il rogne un os où il n' y a rien à prendre. [2.415 #2114]
Ne cherchez pas à être loué par les chiens en rongeant pour cela des os qui n' ont plus de viande. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait des amateurs de louanges. [2.415]

Ohabolana 3Te-hoderain’ ny amboa, ka mikiky taolan-tsy misy. [2.653 #3062]

Ohabolana 4Voalavolahy mikiky vy : tsy nahazo na hatao ody lolo aza. [2.415 #4332, 2.558 #4967, 2.653 #3699]
Dikanteny frantsayRat qui ronge du fer : il n' en a rien pris, pas même un petit déjeuner, pas même de quoi calmer les maux d' entrailles. [2.415 #4332]
Fanazavana frantsaySe disait de l'insuccès dans une entreprise. [2.415 #4332]

Fizahan-teny