Fizahan-teny

Ohabolana : mikotroka

Ohabolana Ranonorana mikotro-dririnina, ka manimba ny tsaramason-kavana. [Rinara 1974 #3711]
Ranonorana mikotroka tsy antonontonon-taona, ka manimba ny tsaramason-kavana. [Veyrières 1913 #39, Cousins 1871 #2760]
Dikanteny frantsay Pluie qui s' annonce par des coups de tonnerre à contre-saison : elle abîme les haricots des parents. [Veyrières 1913 #39]
Fanazavana frantsay Se disait des malheurs imprévus. [Veyrières 1913 #39]

Fizahan-teny