Fizahan-teny

Ohabolana : milentika

Ohabolana 1Fandiorano ratsy, ka miseho tsy valahara, milentika tsy vaky atatra. [2.415 #3002]
Fandiorano ratsy, ka mitranga tsy menatra, misitrika tsy valahara. [2.415 #3002]
Toy ny fandiorano ny ratsy: koa miseho, tsy menatra olona; misitrika, tsy valahara. [2.165]
Toy ny fandiorano ny ratsy : miseho tsy vaky afero, misitrika tsy valahara. [2.558 #4276]
Toy ny fandiorano ratsy : koa miseho, tsy menatra olona; misitrika, tsy valahara. [2.653]
Dikanteny frantsayLe méchant est comme le gyrin: quand il se montre, il n' a pas honte; et quand il disparaît, il ne rougit pas. [2.165]
Vilain gyrin nageur : il se montre impudemment, il plonge effrontément. [2.415 #3002]
Fanazavana frantsaySe disait des gens qui ne savent pas rougir. [2.415 #3002]

Ohabolana 2Raha maty masoandro. [2.415 #6596]
Raha milentika masoandro. [2.415 #6596]
Dikanteny frantsayQuand le soleil se couche. [2.415 #6596]

Ohabolana 3Tompon-tany mahay rano tsangana, ka mandrobo ny vahiny hilentika. [2.558]
Tompon-tany mahay rano tsangana: mandrobo ny vahiny hilentika. [2.653 #3123]

Ohabolana 4Vato natora-mamba, ny natoraka nilentika, ny notorahana nilentika koa. [2.558 #317]

Fizahan-teny