Fizahan-teny

Ohabolana : miongo-bolo

Ohabolana 1Akoho mikotri-borona : miongo-bolo amin' izay tsy ho namana. [2.558]
Akoho mikotrika atodim-borona : miongo-bolo amy ny tsy ho any ny tena. [2.653 #46]
Akoho mikotrika atodim-borona : miongo-bolo amin’ ny tsy ho an’ ny tena. [2.974 #300]
Akoho nikotrika atodim-borona, ka miongo-bolo amin' ny tsy ho an' ny tena. [2.165 #1683]
Dikanteny frantsayPoule qui couve des œufs de cane : elle se déplume pour ce dont elle ne jouira pas. [2.974 #300]
Une poule ayant couvé des œufs de canard: elle s' est arraché les plumes pour ce qui n' est pas à elle. [2.165]

Ohabolana 2Renitsimandao no nahazo zaza, ka Renikotobobo no miongobolo. [2.415 #1789, 2.558 #3754, 2.653 #2791]
Dikanteny frantsayC' est Renitsimandao qui a eu un enfant, et c' est Renikotobobo qui s' arrache les cheveux. [2.415 #1789]
Fanazavana frantsaySe disait de ceux qui s' affligent du bonheur des autres. [2.415 #1789]

Ohabolana 3Voromahery miongo-bolo : ny aina be ihany, fa ny ho enti-manidina no tsy misy. [2.415 #697, 2.558 #5037, 2.653]
Dikanteny frantsayAigle qui mue : la force est grande, mais ce qui manque, c' est de quoi voler. [2.415 #697]
Fanazavana frantsaySe disait des grands qui n'exerçaient pas leur puissance. [2.415 #697]

Fizahan-teny