Fizahan-teny

Ohabolana : mirakotra

Ohabolana 1An-koatra ny bonga toa hisy tafika, vilany misarona toa misy hena ary ny ahiahy tsy ihavanana. [2.558]
Ankoatry ny bonga toa hisy tafika; fandrahoan-kena mirakotra toa misy hena ; ary ny ahiahy tsy ihavanana. [2.653 #241]

Ohabolana 2Fahandroan-kena mirakotra, ka toa hisy hena ihany. [2.415]
Fahandroan-kena mirakotra, ka toa inona ihany. [2.165, 2.415]
Fahandroan-kena mirakotra, ka toa toa hisy hena ? [2.165]
Fahandroan-kena mirakotra: toa hisy hena. [2.653]
Fahandroan-kena mirakotra: toa ho inona ihany. [2.653]
Dikanteny frantsayMarmite à faire cuire la viande : quand elle est surmontée de son couvercle, on croit qu' elle renferme de la viande. [2.415 #5899]
Une marmite à viande couverte: qu' est-ce qu' elle peut bien contenir? L' attrait du fruit défendu. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait des gens déçus dans leur attente, par exemple un serviteur à qui on a donné du riz et qui voit la marmite couverte ; il croit qu'il y a de la viande, or on a mis le couvercle à cause des mouches. [2.415 #5899]

Ohabolana 3Natao ihany ny handry tsy mirakotra fa nony maneno akoho mandray lamba. [2.558 #2762]
Natao ihany ny handry tsy mirakotra, fa nony maneno ny akoho mahatsiaro hatsiaka ka mandray lamba. [2.415 #2315, 2.653]
Dikanteny frantsayOn voulait se coucher sans lamba pour ne pas l' user, mais au chant du coq le froid se fait sentir et on prend le lamba. [2.415 #2315]

Fizahan-teny