Fizahan-teny

Ohabolana : mitalapetraka

Ohabolana Mitsabo mininginingina, ka nony mitomany no mitalapetraka! [Rinara 1974 #2489]

Ohabolana Mitsangana aho, toa meva ; mitalapetraka aho, toa hamabo : izaho miteny ihany no andrian’ ny adidy. [Cousins 1871]
Mitsangana toa meva, mipetraka toa hamabo, nefa izaho miteny ihany no andrian' ny adidy. [Rinara 1974 #2501]

Fizahan-teny