Fizahan-teny

Ohabolana : mitete

Ohabolana 1Novoriana tamin' ny makarakara, ka nitsika (nitete) tamin' ny loadoaka. [2.558 #182]

Ohabolana 2Orana ve izany ka hitete aty an-tampon' i Midongy! [2.558]

Ohabolana 3Toy ny trano vaky vovonana ka mitondra teny mivoaka. [2.165 #551, 2.653 #3242, 1.1]
Toy ny trano vaky vovonana : ka mitondra teny mivoaka ary ny mitete ambiny ihany. [2.558 #4345]
Fanazavana malagasyIlazana izay tsy mahatam-bava ka milazalaza any ivelany izay tsy tokony ho fantatry ny olona. [1.1]
Dikanteny frantsaySemblable à une maison ouverte par le faîte et qui laisse échapper les paroles (dites à l' intérieur). [2.165]

Ohabolana 4Varandrin-drano ny fanahy : tsy ialan’ ny mitete. [1.147 #V24]

Fizahan-teny