Fizahan-teny

Ohabolana : mitohatra

Ohabolana 1Mitery omby mitohatra : tsy hihemotra, fa handroso. [2.415 #5860, 2.558 #2454, 2.653 #1867]
Dikanteny frantsayTraire une vache pleine : on n' ira pas en diminuant, mais en augmentant. [2.415 #5860]
Fanazavana frantsayCar le lait augmentera. [2.415 #5860]

Ohabolana 2Taitry ny mpanana ka mitery omby mitohatra. [2.165 #2280, 2.558 #3999]

Fizahan-teny