Fizahan-teny

Ohabolana : mitopy

Ohabolana 1Indray mitopy maso. [2.415 #6645]
Dikanteny frantsayEn un coup d' oeil. [2.415]

Ohabolana 2Tatamo am-parihin-dRasahala : rivotra kely mitopy dia mampiolonolona. [2.558 #4112]

Fizahan-teny