Fizahan-teny

Ohabolana : mitsingintsingina

Ohabolana 1Mitsingintsingina ka avo tehezana. [2.415 #1665]
Dikanteny frantsayHomme qui se montre délicat dans le manger et a les côtes élevées. [2.415 #1665]

Ohabolana 2Tsy mety raha miasa mitsingintsingina, hanao raharaha milamodamoka, fa nony mihinana atosika fotsiny. [2.558 #4641]

Fizahan-teny