Fizahan-teny

Ohabolana : mitsingintsingina

Ohabolana Mitsingintsingina ka avo tehezana. [Veyrières 1913 #1665]
Dikanteny frantsay Homme qui se montre délicat dans le manger et a les côtes élevées. [Veyrières 1913 #1665]

Ohabolana Tsy mety raha miasa mitsingintsingina, hanao raharaha milamodamoka, fa nony mihinana atosika fotsiny. [Rinara 1974 #4641]

Fizahan-teny