Fizahan-teny

Ohabolana : mpaminany

Ohabolana 1Mpaminany tsy masina antaniny. [1.1]
Mpisikidy tsy masina an-taniny. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ny olona tsy inoan' ny ao an-tanana misy azy na dia mahay aza. [1.1]

Fizahan-teny