Fizahan-teny

Ohabolana : mpandova

Ohabolana Mandany ny azo maina ohatra ny mpandova be sitrapo. [Rinara 1974]

Ohabolana Mioza ranomaso sahala amin' ny mpandova tsy hendry. [Rinara 1974 #2363]

Ohabolana Mpandany ny azo toy ny zaza mpandova. [Houlder 1895 #1918, Veyrières 1913 #2393]
Dikanteny frantsay Prodigue comme un enfant qui vient d' hériter. [Veyrières 1913 #2393]
Prodigue (ou dépensier) comme un enfant qui a fait un héritage. [Houlder 1895]

Ohabolana Mpandova angaha aho no hiandry ny farany? [Rinara 1974]

Ohabolana Mpandova tsy mahay mitahiry : ho andevon' ny mpiasa hendry. [Rinara 1974]

Fizahan-teny