Fizahan-teny

Ohabolana : mpandrafitra

Ohabolana 1Aza mpandrafitra tsy manam-parafara. [2.558 #807]

Ohabolana 2Indro kely," hoy ny mpandrafitra. [2.653 #1134, 2.974 #321]
Dikanteny frantsay«Ecoutez un peu ", dit le charpentier. [2.974 #321]

Ohabolana 3Mpivaro-tantely : nilela-tanana, mpandrafitra : nindran-tseza, ka voatondro molotra akaiky. [2.558]

Fizahan-teny