Fizahan-teny

Ohabolana : mpanefy

Ohabolana 1Aza mpanefy tsy manana angady. [2.558]

Ohabolana 2Aza mpanefy tsy manana antsy. [2.558]

Ohabolana 3Mainty helika hoatry ny mpanefy. [2.415 #4241]
Mainty helika ohatra ny mpanefy. [2.653, 2.165, 2.558]
Dikanteny frantsayAvoir les aisselles noires comme les forgerons. [2.415 #4241]
Être noir sous les bras comme un forgeron. [2.165]
Fanazavana frantsayDénoncé par ses propres actes. [2.415 #4241]

Ohabolana 4May volon-dranjo tahaka ny mpanefy. [2.558 #2217]
May volon-dranjo, toa mpanefy. [2.653 #1694]

Ohabolana 5Manao zanaky ny mpanefy tsy mba ho may. [2.558 #2027]
Tsy misy natao ho zanaky ny mpanefy tsy mba ho may. [2.558 #4740]

Ohabolana 6Manao zanaky ny mpisikidy ka tsy mba ho faty, na zanaky ny mpanefy ka tsy ho may. [2.165 #39]
Manao zanaky ny mpisikidy tsy mba ho faty. [2.558 #2026]
Dikanteny frantsayCroire qu' on ne mourra pas parce qu' on est fils d' un devin, c' est comme si l' on pensait qu' on ne sera pas brûlé du fait qu' on est fils d' un forgeron. [2.165]

Ohabolana 7Mpanefin' Ambohidrazana : ny tono vy ambiny ihany, fa ny tono vomanga no aloha lalana. [2.558]

Ohabolana 8Nahoana no dia mpanefy ka dombo antsy? [2.165 #733]
Nahoana no mpanefy, ka dombo antsy ? [2.653 #2058]
Nahoana no mpanefy ka no dombo antsy ? [2.558]
Dikanteny frantsayComment se fait-il que vous, qui êtes forgeron, ayez un couteau émoussé? [2.165]

Ohabolana 9Nahoana no samy mpanefy ka hifampidera taim-by? [2.165 #858]
No samy mpanefy ka hifampidera taim-by ? [2.415 #6016, 2.653 #2117]
No samy mpanefy ka no hifampidera taim-by! [2.558]
Sambe anañi ty panefe ka tsy mifampidera taim-by. [1.68]
Sambe anañi ty panefe ka tsy mifaniriry taim-by. [1.68]
Dikanteny frantsayÉtant entre forgerons, pourquoi se faire valoir l' un à l' autre ses scories de fer ? [2.415 #6016]
Fils de forgerons ne s' adressent pas des éloges à propos d'un morceau de fer. [1.68]
Fils d' un forgeron ne se vante pas d' un morceau de fer. [1.68]
Pourquoi est-ce que deux forgerons se loueraient l' un à l' autre leurs scories? [2.165]
Fanazavana frantsayEntre gens de métier il n' y a pas à se faire valoir. Se disait aussi de deux rusés, de deux hommes cherchant à s'exploiter. [2.415]

Ohabolana 10No mpanefy, ka matahotra afo ? [2.653 #2116, 2.974 #32]
Dikanteny frantsayUn forgeron, craindre le feu ? [2.974 #32]

Ohabolana 11Samy mpanefy, ka hifampivarotra taim-by ! [2.415]
Dikanteny frantsayCe sont deux forgerons, et ils se vendraient réciproquement des débris de fer ! [2.415]
Fanazavana frantsaySe disait de deux rusés ; ou bien un rusé le disait à un autre. [2.415]

Ohabolana 12Tsy misy natao ho zanaky ny mpanefy tsy mba ho may. [2.653 #3541, 2.974 #38]
Dikanteny frantsayUn fils de forgeron doit un jour ou l’autre se brûler. [2.974 #38]

Fizahan-teny