Fizahan-teny

Ohabolana : mpiambina

Ohabolana 1Manao kitoatoa ohatra ny mpiambina : ny tsy hita no zovina! [2.558]

Ohabolana 2Maty ny mpiambina, ka tsy misy mpitomany alina. [2.415 #2872]
Maty ny mpiambina ka tsy misy mpitomany ny alina. [2.558 #2207]
Maty ny mpiamhina, ka tsy misy mpitomany alina. [2.653 #1666]
Dikanteny frantsayLe veilleur de nuit est mort, et il n' y a pas de pleureuses de nuit. [2.415 #2872]
Fanazavana frantsayCe proverbe se disait quand il n' y avait pas réciprocité. [2.415]

Ohabolana 3Sira maty afo ; manana mpiambina. [1.147 #S36]

Ohabolana 4Tsy ra feo antoandro toa mpiambina. [2.165 #2173]
Tsy re feo antoandro toa mpiambina. [2.415 #3158, 2.558]
Dikanteny frantsayQu' on n' entend pas pendant le jour, comme la garde (de nuit). [2.165 #2173, 2.415 #3158]

Ohabolana 5Zovin' ny mpiambina : mahamamy ny torimason' ny marina. [2.558 #5107]

Fizahan-teny