Fizahan-teny

Ohabolana : mpihosy

Ohabolana 1Vato natora-jatovo lohataona aho, ka voin-tenanao ta-hanary ahy: fa raha tsy hitan' ny mpihosy raha manetsa aza, tsy ho hitan' ny mpijinja raha fararano? [2.165 #2308]

Fizahan-teny